• Zoma 29 Mey 2020
Actualités.Analanjirofo Nodimandry tampoka ny lehiben’ny faritra

Misaona ny faritr’Analanjirofo satria dia nodimandry omaly maraina ny lehiben’ny faritra vonjimaika, Honoré Tsaramandihy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Actualités.Fankalazana ny fetim-pirenena Tsy azon’ ny rehetra hatrehina

Noho ny fiparitahan’ny tsimok’aretina Covid 19 eto amintsika sy ho fanajana ny fepetra ara-pahasalamana rehetra dia fantatra fa tsy azon’ny rehetra hatrehina toy ny isan-taona ny fankalazana ny fety amin’ity taona 2020 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Actualités.Orinasa Ambatovy Mpiasa 850 handao an’i Madagasikara

Nianga omaly tao Toamasina ireo vazaha mpiasan'Ambatovy. Fiaramanidina miisa telo an’ny Tsaradia, rantsan’ny kaompania Air Madagascar no naka azy ireo tao Ambalamanasa nihazo an’Antananarivo, avy eo mandray ny sidina manokana mankany ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Actualités.Ikongo Foto-drafitrasa vita tamin'ny fanjanahantany no betsaka

Mbola foto-drafitrasa vita tamin'ny andron'ny fanjanahantany teto amintsika no betsaka mitsangana any amin'ny distrikan'Ikongo V7V misy anay, hoy ny depiote Razafitsiandraofa Jean Brunel

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Actualités.Faritra Vakinankaratra "Ambulance" tratra nitondra olona an-tsokosoko

Fiara mpitondra marary iray no saron’ny zandary nitondra olona an-tsokosoko avy any Antananarivo tany amin’ny Faritra Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Actualités.Lakandranon’i Pangalana Hita fatin’ilay zandary latsaka tanaty rano

Hita ny marainan'ny omaly 26 mey 2020 tamin'ny 6 ora ny vata mangatsiakan' Itompokolahy Tsilangoui Angelico, Zandary kilasy faharoa niasa tao amin'ny

Hamaky ny tohiny
FTT