- Alatsinainy 08 Jona 2020
Actualités.COI Nahemotra ny fihaonambe amin` ny 25 jona
Fotoan-dehibe hafa foana indray. Nisy ny filankevitry ny ministra mpikambana eo anivon` ny vaomieran` ny Ranomasimbe Indianina (COI) ny zoma lasa teo ka tapaka fa hahemotra amin` ny fotoana manaraka ny fihaonamben` ireo filoham-pirenena sy governemanta, andiany fahadimy,
Hamaky ny tohiny