• Alatsinainy 22 Jona 2020
Actualités.Antananarivo renivohitra Mpitandro ny filaminana 3000 no indray hahetsika

Vonona tanteraka amin’ny fandraisana ny tsingerin-taona faha-60 niverenan’ny fahaleovantena ny kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2020
Actualités.Raharaha 8,3 miliara ariary Hoesorina koa ve ny Minisitra Lalatiana ?

Afera iray vaky indray io ny raharaha tsenan’asam-panjakana N°059-PRM/SG/PRMP/UGPM-2019, mahakasika asa fanavaozana sy fametrahana “muséographie” ao amin’ny Lapan’i Manjakamiadana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Jona 2020
Actualités.Fanatsikafonana an-gazety Olana ny fakàna loharanom-baovao

Nanome fankasitrahana ireo fanatsikafonana an-gazety mendrika ny Transparency International – Initiative Madagascar (TI-IM) omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Actualités.Mpanjono vehivavy amin’ny facebook Endahiny sy aolany izay tratrany…

Tovolahy iray 26 taona no voasambotry ny sampan-draharaha miady amin'ny resaka Cybercriminalité teo anivon'ny Polisim-pirenena teny Ankadikely Ilafy ny 15 jona teo noho ny resaka fanendahana, fandrahonana ho faty amin'ny antsy ary fanolanana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Actualités.Anosizato sy Andohatapenaka. Hatsangana amin` ity taona ity ny Fly over ?

Eo amin’ny lafin’ny asa vaventy sy ny fanajariana ny tany dia maro ny ezaka natao tamin`ny taona 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Jona 2020
Actualités.Distrikan’i Fandriana Misokatra amin’ny any Atsimo sy any Vakinankaratra

Noho ny fepetra noraisin’ny fitondrana farany mikasika ny fiadiana amin’ny tsimokaretina covid-19

Hamaky ny tohiny
FTT