• Alatsinainy 29 Jona 2020
Actualités.Sekoly ambonin’ny polisim-pirenena ao frantsa Malagasy no nahazo salan’isa ambony indrindra

Ny Commissaire de Police, Hanitriniaina Ramiliarisoa, no nahazo ny salan’isa ambony indrindra na"Major de Promotion" tao anaty fiofanana nataony ao amin'ny sekoly ambonin’ ny Polisim-pirenena ao Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Actualités.26 Jona 2020 tany Fandriana Nanampy ireo mpiara-miasa aminy ny depiote Dina

Tsy diso anjara tamin’ny fanamarihana ny faha-60 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara ny tany amin’ny distrikan’i Fandriana Faritra Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Actualités.Tononkira « salama fa mahia » Tsy misy ambadika, hoy ireo mpanankato …

Raha niteraka resabe teto amintsika ilay tononkiran’ireo mpanankato 35 mianadahy nitondra ny lohateny hoe : « Salama fa mahia » dia nivoaka tamin’ny fahanginana nanazava izany izy ireo ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Actualités.Mpianatra ao amin'ny LFT Mahazo vatsy isaky ny alarobia

Mahazo vatsy ara-tsakafo ireo mpianatra izay ao anaty sokajy "boursiers demi-pension"

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Actualités.Betafo – Vakinankaratra Mafana ririnina ny fankalazana ny fetim-pirenena

Sady nandray karama telo volana no nahazo fanomezana avy amin’ny Ben’ny Tanana ny mpiasan’ny Kaominina ambonivohitra Betafo Faritra Vakinankaratra tao anatin’izao fankalazana ny faha-60 taona niverenan’ny fahaleovantena. Nisitrakana izany fanomezana nohon’ny Asaramanitra izany ihany koa ireo mpanolotsaina rehetra ao amin’ity Kaominina ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Actualités.Toe-javatra mampiahiahy any Nosy Be Mpanjono 9 tsy hita popoka

Mpanjono Malagasy miisa 4 no tsy hita popoka tsy hay na maty na velona nanomboka ny sabotsy 30 mey ka hatramin’izao. Nanjono tany amin’ny fari-dranomasin’i Nisy Be izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT