• Zoma 03 Jolay 2020
Actualités.Fitsarana Anosy Hisokatra amin’ny alatsinainy ny fotoam-pitsarana

Hisokatra amin’ny alatsinainy ho avy izao ny fotoam-pitsarana voalohany eo anivon’ny Fitsarana ambaratonga voalohany etsy Anosy rehefa nisy fiatoana nandritra ny fotoana maharitra noho ny hamehana ara-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Actualités.Voly anaty « serres » Toerana 5 no hanaovana izany eto Madagasikara

Araka ny fankatoavana nataon' ny Filankevitry ny governemanta ny 01 jolay lasa teo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Actualités.Ady amin` ny kolikoly Hokitihana ny lalàna mifehy ny PAC?

Araka ny loharanom-baovao eo anivon` ireo fiarahamonim-pirenena sasantsany misahana ny ady amin` ny kolikoly sy mikatsaka ny mangarahara, ny tamberin’andraikitra ary ny fahitsiana, dia mikasa hikitika ny lalàna mifehy ny PAC (Poles Anti-Corruption) ny governemanta kanefa dia tsy misy akory fampilazana sy fakan-kevitra ataony.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2020
Actualités.Ramatoa Christine Naolan’ny mpitandro ny filaminana…

Renim-pianakaviana iray antsoina hoe : Christine, 46 taona, no fantatra fa naolana mpitandro ny filaminana rehefa tsy nahita taksibe intsony ny 29 may lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2020
Actualités.Lalàna mifehy ny serasera Lany tamin` ny endriny teo aloha!

Nolanian` ireo solombavambahoaka tamin’ny endriny tsy nasiam-panitsiana sy tsy nasiam-panovana ny lalàna lah. faha 004-2019 tamin’ny 02 oktobra 2019 mifehy ny fifandraisana amin’ny haino aman-jery, omaly teny amin` ny CCI Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Jolay 2020
Actualités.Dr Emmanuel Rakotovahiny Nodimandry omaly teo amin’ny 81 taonany

Nindaosin’ny fahafatesana omaly hariva i Dr Emmanuel Rakotovahiny rehefa nolazoin’ny aretina fotoana lavalava ary notsaboina tamin’ny klinika tsy miankina iray teny Ilafy teny. 81 taona i Dr Emmanuel Rakotovahiny izao nodimandry izao. Dokotera mpitsabo biby izy.

Hamaky ny tohiny
FTT