• Alatsinainy 06 Jolay 2020
Actualités.Lalàna mifehy ny PAC « Mila hazavaina amin’ ireo mpisehatra nasionaly rehetra”

Ireo fiovana lehibe naroson' ny Antenimieram-pirenena dia ny fanesorana ny fandikan-dalàna ara-toekarena sy ara-bola izay eo ambanin` ny fiahian` ny fitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (PAC),

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Actualités.Jeneraly Richard Ravalomanana “ 31 185 no efa tratra, mbola hohenjanina ny sazy”

Hampihatra ny lalàna ny zandarimaria, ny polisim-pirenena, ny tafika. Fitiavana sy fitsinjovana ny vahoaka Malagasy no tanjona ary mampalahelo ny tsy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Actualités.Masoivoho Frantsay Miato avokoa ireo asa eto Antananarivo

Manoloana ny fepetra noraisin` ny fitondram-panjakana mahakasika ny fihibohana eto amin`ny faritra Analamanga, dia nanatanteraka fivoriana entina iatrehina izany (cellule de crise) ao amin’ny masoivoho frantsay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Actualités.Minisiteran` ny fiarovam-pirenena Novatsiana fitaovam-piarovana ny “Usine militaire”

Ho fanohanana an` ireo toeram-pitsaboana sy ny toeram-piasan’ ny eo anivon’ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena (usine militaire) dia namatsy fitaovam-piarovana (EPI) izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Actualités.Faritra arovana Menabe Antimena Velarana ala 56 ha no kila may nisy nandoro

Velarana ala 56 ha ao amin’ny Faritra arovana Menabe Antimena no kila hotohoton’ny afo, herinandro lasa izay, ka ny 8 ha tamin'izany dia vao nambolena zanakazo ny volana febroary sy martsa 2020 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Actualités.Antsirabe Ho tapaka ny jiro amina toerana maro

Ao anatin’ny fanatsarana famatsiana angovo ao Antsirabe dia nojerena hatry ny omaly ny hahafahan’ny orinasa Jirama manatontosa izany.

Hamaky ny tohiny
FTT