• Alakamisy 09 Jolay 2020
Actualités.Fanondranana olona an-tsokosoko Malagasy 32 indray no saika lasa tany Mayotte

Lehilahy iray kaomandina sambokely nikasa hihazo ny Nosy Mayotte no voasambotry ny polisim-pirenena ao an-toerana ny talata 30 jona teo ary natolotra ny polisim-pirenena Malagasy 04 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2020
Actualités.Talen’ny « Tsiko Meva Ylang » Nosy Be Nampanaovina TIG no sady nampidirina « violon »

Nanaitra ny olona ity tranga tao Nosy Be omaly ity. Teny ambony Bajaj hamonjy toeram-piasany i Jaofara Kamisy Severin, Talen’ny « Tsiko Meva Ylang FM 91 » ao Nosy Be, radio an’i Jospeh Yoland,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2020
Actualités.Antananarivo sy ny manodidina Mbola miasa ny 70%n’ny orinasa

Mbola miasa ny 70%n’ny orinasa ato Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina tsy araka ny voalazan’ny fitondram-Panjakana aza fa ny "services essentiels"

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jolay 2020
Actualités.Trangana kolikoly Afaka apetraka eny anivon` ny zandary ny fitarainana

Afaka misolotena ny birao misahana ny ady amin`ny kolikoly (BIANCO) ankehitriny ireo biraon` ny zandarimariam-pirenena ankehitriny. Efa nahazo fiofanana manokana ho “officier de police judiciaire”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Actualités.FI.TRA.MA Hamoaka ny tsiambaratelon’ny sakana mahazo azy

Namoaka filazana ny Ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina afak’omaly alatsinainy mikasika ny tsy fahafahan’ny FI.TRA.MA na ny Fitsaboana Tradisionela Malagasy manao dokam-barotra amina haino aman-jery intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Actualités.Razana tsy azo avoaka an'Antananarivo Alevina eny Anjanahary aloha

Eny Anjanahary no halevina ny razana izay tokony halevina any amin’ny faritra, kanefa tsy afaka hoentina mivoaka an’Analamanga noho ny fisian’ny valanaretina coronavirus, araka ny fanazavan’ny Jeneraly Elack Olivier

Hamaky ny tohiny
FTT