• Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Actualités.Dr Randriamamizafy Ignace Mananontanona ny krizy politika

Nivadika ho krizy ara-tsôsialy, hoy ny Dr Randriamamizafy Ignace mpanao pôlitika, ny fiatrehantsika Malagasy ny famhaehana ara-pahasalamana ankehitriny noho ny fahasahiranan’ny olon-drehetra eo amin’ny lafiny fihariana sy fitdiavana izay hohanina isan’andro.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Jolay 2020
Actualités.Asa any Koweit Tratra ireo mpivady mpanondran’olona

Lehilahy sy vehivavy iray mpivady no tratran’ny polisy avy ao amin’ny Service des Enquêtes Spécialisés ny 15 jolay

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Jolay 2020
Actualités.Fikasana hamono ny Filoha Kaomorianina Voasambotra tany Mahajanga i Bouboucha

Teratany Kaomorianina iray avy atsy amin’ny Nosy Anjouan antsoina hoe Isa Mohamed fantatra amin’ny anaram-bositra « Bouboucha »

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Jolay 2020
Actualités.Jean Eric Rakotoarisoa “Aza maika ny hamangy sy hiandry faty…”

Mitandrema, hoy ny hafatry ny filohan’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana, Jean Eric Rakotoarisoa, manoloana ny zava-misy mikasika ny fipariahan’ny valanaretina Coronavirus eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2020
Actualités.Afo be teny Antaninarenina Kila forehitra ny ONE sy ny Paositra

Nirehitra omaly hariva ny Ofisim-pirenena momba ny tontolo iainana na ny ONE eny Antaninarenina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2020
Actualités.Misaona ny fanaovan-gazety Nodimandry i Tahiana Andrianarimanana

Nodimandry teo amin’ny faha 35 taonany omaly ny namana mpanao gazety eo anivon’ny Onjampeo Feon’Imerina, Hariniaina Tahiana Andrianarimanana na Tahiana Andrianarimanana.

Hamaky ny tohiny
FTT