- Talata 11 Aogositra 2020
Actualités.Malagasy tavela any ivelany Ny minisitera no manapaka izay mody voalohany
Nanamafy ny minisitry ny raharaham-bahiny omaly fa teratany malagasy hatramin` ny 1 600 isa no efa voaraikitra eo anivon` ny ministera ka efa afaka mody an-tanindrazana.
Hamaky ny tohiny