• Alakamisy 13 Aogositra 2020
Actualités.Andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora Omaly no nanamarihana azy

Ankalazaina isan-taona ny 12 aogositra ny andro iraisam-pirenena ho an'ny tanora. Natao izany mba hisarihana ny sain'ny fiaraha-monina iraisam-pirenena amin'ny olana mety mianjady amin'ny tanora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Actualités.Sainte Marie Naolan’ny Raikeliny in-telo ilay zazavavy

Naiditra am-ponja vonjimaika, ao Sainte Marie, afak’omaly, ny lehilahy iray, 56 taona, nanolana ny zana-badiny izay vao 11 taona monja.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Actualités.Fampodiana Malagasy any ivelany Hamoaka ny vidin` ny tapakila ny Air Madagascar

Taorian` ny fanambarana nataon` ny filoham-pirenena ny 09 aogositra lasa teo mahakasika ireo teratany Malagasy mihitsoka any ivelany noho ny krizy ara-pahasalamana dia hisy ireo sidina manokana hitatitra azy ireo amin` ity volana aogositra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Actualités.Fampodiana ireo Malagasy taraiky any Frantsa Nanome sosokevitra ny Masoivoho Malagasy

Nanome sosokevitra ny amin’ny tokony hividianan’ireo Malagasy taraiky any Frantsa maniry hody an-tanindrazana tapakilam-piaramanidina vaovao ny ambasadaoro Malagasy miasa sy monina any an-toerana, Rija Rajhonson. Azo atao, hoy ny fanazavana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Actualités.Ny Rado Rafalimanana Handeha tongotra hiasa ho firaisankina amin’ny Vahoaka

Hiverina hiasa i Ny Rado Rafalimanana iray volana sy herinandro taorian’ny nahazoany fahafahana vonjimaika ka nivoahany ny fonjan’Antanimora nitazomana azy telo volana nanomboka ny 2 aprily 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Actualités.Foloalindahy Malagasy Roa sisa ny “général de corps d’armée” am-perinasa

Tonga nanao veloma ny Jeneraly Rakotonirina Richard, Minisitry ny Fiarovam-pirenana ny Jeneraly Rakotozafy Dominique, Minisitry ny Fiarovam-pirenena teo aloha izay handeha hisotro ronono.

Hamaky ny tohiny
FTT