- Alakamisy 13 Aogositra 2020
Actualités.Raharaha Anosipatrana Nitory eny amin’ny Filankevi-panjakana ny MBS
Nametraka fitoriana teny amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny Fanjakana ny mpisolovava ny Vondron’orinasa MBS Maitre Eloi Ratefimahefamijoro eo anatrehan’ny fanomezan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo fe-potoana 6 volana hanesorana ny MBS eny Anosipatrana.
Hamaky ny tohiny