• Talata 18 Aogositra 2020
Actualités.Mpitsabo Malagasy FI.TR.AMA Hampidina ny vidim-panafodiny mba ho zakan’ny rehetra

Hanao fanavaozana makadiry eo anivon’ny orinasa tantanany Rafanomezantsoa Jean Nirina manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2020
Actualités.Fahavakisan’ny sambo WAKASHIO Nangataka tolo-tanana amin’i Madagasikara i Maorisy

Nangataka tolo-tanana amin’i Madagasikara i Maorisy mba hanampy azy hiatrika ny voina taorian’ny fahavakisan’ilay sambo mpitatitra entana MV Wakashio ao an-toerana ny 25 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2020
Actualités.Tameantsoa- Betioky Atsimo Vehivavy narary teo am-pandriana may kila

Nisesy ny haintrano namoizana ain’olona tato ho ato. Tsy eto an-drenivohitra ihany fa hatrany amin’ny Faritra ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2020
Actualités.Masoivohon’i Japon Yoshihiro Higuchi Mangataka ny hamelana an’Ambatovy hisokatra

Mpiasa 3500 no nalefa “chômage technique” tao amin’ny Orinasa Ambatovy nanomboka ny volana mey noho ny fisian’ny olona voan’ny Covid 19 sy ny fahafatesana teratany Filipianina iray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2020
Actualités.Mahajanga Nanao antso avo koa ireo mpivarotra eny amin’ny Plage

Raha mbola tsy nahitam-baliny ankehitriny ny fangatahan’ireo mpivarotra “brochettes” eny amin’ny “Bord”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Aogositra 2020
Actualités.Kaominin’i Ranomafana “Tsy maintsy hampandehanina ny fotodrafitrasa”

Nisento kely ny mponin’i Ranomafana taorian’ny fanapahan-kevitra ny amin’ny hanalalahana ny fisokafan’ny lalam-pirenena ao amin’ny faritra Atsinanana, hoy ny ben’ny tanana ao an-toerana,

Hamaky ny tohiny
FTT