- Alarobia 19 Aogositra 2020
Actualités.Madagasikara 5 volana katroka izao no nikatonan’ny sisintany
Ny 19 martsa 2020 misasak’alina no nikatona ny sisintanin’i Madagasikara araka ny fanapa-kevitry ny fanjakana dimy andro talohan’io.
Hamaky ny tohinyNy 19 martsa 2020 misasak’alina no nikatona ny sisintanin’i Madagasikara araka ny fanapa-kevitry ny fanjakana dimy andro talohan’io.
Hamaky ny tohinyMaro ireo raharaha nafampana ahiana ho misy kolikoly avo lenta teto amin’ny firenena, toy ilay “bonbons sucettes” mitentina 8 miliara ariary, ny raharaha tsenan’asam-panjakana momba ny fikojakojana ny rova mitentina 8 miliara eo ihany koa, ary iny vaky iny indray ny raharaha “écran plat”,…
Hamaky ny tohinyVazaha lahy antitra iray 65 taona no tratran'ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona ao Toliara nanao firaisana ara-nofo tamina zazavavy kely iray zaza vao 14 taona.
Hamaky ny tohinyFiara marika renault clio iray no saron’ny zandary teo Andranomanelatra saika hitatitra olona an-tsokosoko avy ao Antsirabe hiazo an’Antananarivo omaly talata maraina.
Hamaky ny tohinyAnatin’ny fahamehana ara-tontolo iainana ny Nosy Maorisy ankehitriny noho ny fahavakisan’ny sambo mpitatitra solika MV Wakashio,
Hamaky ny tohinyNitrangana haintrano namoizana ain’olona omaly maraina tetsy Ambodivona, akaikin’ny toeram-pivarotan-tsolika Galana. Lehilahy lehibe iray izay 85 taona no fantatra fa namoy ny ainy tamin’izany,
Hamaky ny tohiny