- Zoma 21 Aogositra 2020
Actualités.Vohemar Mifandimby tonga ireo minisitra
Ho avy any amin’ny Faritra SAVA ny minisitry ny indostria, ny varotra ary ny asa tanana Rakotomalala Lantosoa anio,
Hamaky ny tohinyHo avy any amin’ny Faritra SAVA ny minisitry ny indostria, ny varotra ary ny asa tanana Rakotomalala Lantosoa anio,
Hamaky ny tohinyMitohy ny fampodiana an-tanindrazana ireo Malagasy nihitsoka tany ivelany taorian’ny fikatonan’ny sisintan’i Madagasikara ny 19 marsa 2020, noho ny fisian’ny valanaretina coronavirus.
Hamaky ny tohinyVola sandoka mitentina 3.240.000 Ar no tratra tany amin’ny distrikan’i Sambava. Ahitana 10.000 Ar miisa 24 sy 20.000 Ar
Hamaky ny tohinyTsy diso anjara amin’ny fanolorana azy ireo fitaovana hoenti-miady amin’ny tsimokaretina covid-19 ireo zandary miasa any amin’ny distrikan’i Fandriana Faritra
Hamaky ny tohinyMivoy ny fomba fijery afovoany ny antoko politika Natiora saingy nisafidy ny hiditra ao anatin’ny rodoben’ny mpanohitra na RMDM satria misy fitantanana tsy mety eto ary rehefa miteny izahay dia tsy henoina, hoy ny filohan’ny antoko politika Natiora, Mihary-Ni-Rencho.
Hamaky ny tohinyNahitana lehilahy iray maty an-drano teny Ampitatafika omaly maraina. Raha araka ny fanazavan’ireo nanatri-maso dia niroboka avy hatrany tao anatin’ilay rano mandeha ity lehilahy ity,
Hamaky ny tohiny