- Alarobia 26 Aogositra 2020
Actualités.Fernand Cello “Manimba endrika ny filoha ny zava-nitranga tato ho ato”
Notanisain’ny mpanao gazety mpanadihady, mpamakafaka raharaham-pirenena ary kandida ho ben’ny tanana teo aloha, Fernand Cello, ireo heveriny fa raharaha maloto sy maha menatra tao anatin'izay 2 volana teto amin’ny firenena izay.
Hamaky ny tohiny
