• Zoma 28 Aogositra 2020
Actualités.Hosoka amin’ny haban-tseranana Sarona ny afera goavana “Ecran Plat”

Fahitalavitra “écran plat” tao anaty kaontenera nanaovana fanambarana hosoka sy diso sarona ny alarobia 26 aogositra 2020 teo tao amin’ny seranantsambon’i Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aogositra 2020
Actualités.Raharaha FITRAMA Notorian’ i Jean Nirina i Jean Pierre

Notorian-dRafanomezantsoa Jean Nirina, tale jeneralin’ny orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA, Rakotondranaivo Jean Pierre izay mpitsabo nentim-paharazana niara-niasa taminy teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aogositra 2020
Actualités.Asa fanaovan-gazety Notorian’ny OJM ny minisitra

Nitory ny Minisitry ny serasera any amin’ny Filankevi-panjakana ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara na ny OJM noho ny fitsabahan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aogositra 2020
Actualités.Tsimialonjafy Mahamasina Zaza telo taona niharan’ny fanolanana

Nisy tranga fanolanana tetsy Tsimialonjafy Mahamasina omaly. Zazakely vao 3 taona no niharan’izany herisetra ara-nofo izany, ary bandy kely tsy mbola ampy taona no nahavita ny asa ratsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aogositra 2020
Actualités.Minisitry ny fitsarana “Manaja ny zon’olombelona fanjakana”

Nisy ny fanararaotana ny fahavitsian’ny mpiambina izay 4 monja.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Aogositra 2020
Actualités.Akademia Miaramila Antsirabe Andiany maromaro nivoaka omaly

Tontosa omaly alakamisy 27 aogositra 2020 ny lanonana fanolorana ny mari-pahaizana ho an’ireo andiany nahavita fiofanana tao amin'ny Akademia Miaramila Antsirabe,

Hamaky ny tohiny
FTT