• Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Actualités.Fiaraha-miasan’ny UNICEF sy ny Ericsson Sekoly amina firenena 35 hisitraka “internet”

Nampahafantarina ofisialy ny 26 aogositra lasa teo ny fiara-miombon’antoka Sampan-draharaha iraisam-pirenena momba ny fanabeazana, ny kolontsaina ary ny zaza amam-behivavy na ny UNICEF, hifototra amin’ny fampifandraisana sy fisitrahan’ny sekoly tambajotra ”internet”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Actualités.Fanararaotana ara-nofo Mody navotany avy eo naolany ilay tovovavy

Nisy tovolahy iray namoaka filazana tao amin'ny tambajotran-tserasera facebook ny zoma hariva teo fa nisy tovovavy iray somary very saina hitan'izy ireo tetsy Andohatapenaka ary efa nitangoronan'ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Actualités.Fitetezana an’i Madagasikara Midongidongy ny iray amin’ireo zanak’i Zoto

Tonga ao Ambato Boeny ny 28 aogositra teo i Zoto efa-mianaka. Noraisin'ny Fokontany Ankaraobato izy ireo ny alin'ny nahatongavana tao ary olon-tsotra indray no nampiantrano azy efa-mianaka taorian’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Actualités.Fanatsarana ny famatsian-drano Iantsorohan’ny Jirama ny fanarenana an'Amoronakona

Raisin’ny orinasa JIRAMA an-tanana ny fanarenana an’Amoronakona. Tanjona ny hahafahana manatsara ny famatsian-drano amin'ny faritra Antsinanan'Antananarivo mialohan’ny main-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Actualités.Fanoherana ny fampiasana zaza Apetraka anaty dina ny rafitra any SAVA

Mba haha tompon’andraikitra kokoa ireo vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana mikasika ny ady amin’ny fampiasana zaza tsy ampy taona ao amin’ny faritr’i SAVA dia nisy ny fametrahana rafitra isak’ireo fiadidiam-paritra ao an-toerana ho fanoherana ity fampiasana zaza tsy ampy taona ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Actualités.Toamasina In-droa nitrangana haintrano tao anatin’ny andro iray

Trano miisa 56 tafo no ravan’ny afo tao Tanambao Verrerie 21/71 ny harivan’ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT