• Talata 08 Septambra 2020
Actualités.Taratasim-panjakanana Mila fanarenana goavana ny birao

Tranon-kala eny ambanin’ny tohatra sy eo amin’ny tolanam-baravarana, ny gorodona maloto, ny trano tery saingy birao fikarakarana taratasim-panjakana eto an-drenivohitra anefa izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Actualités.Polisy teny Isoraka Nahatifitra tsy nahy ny namany ilay polisy

Polisy mpiana-draharaha iray miasa ao kaomisarian’ny polisin’ny boriborintany fahaefatra isotry no nahatifitra tsy nahy ny namany sivily iray teo amin’ny lohany ka nahafaty ity farany, ny harivan'ny sabotsy05 septambra teo teny Isoraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Actualités.Famoahana vonjimaika an-dRavelonanosy Nanao antso avo ireo zanany 5 mianadahy

Efa-bolana katroka izao no nitazonana an-dRavelonanosy Bruno any am-ponja hoy ireo zanany 5 mianadahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Actualités.« Ericsson Innovation Awards 2020 » Hisokatra ho an’ny tanora maneran-tany

Misokatra ny fifaninana lehibe : « Ericsson Innovation Awards » na « EIA 2020 » karakarain’ny orinasa Ericsson.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Actualités.Rafitry ny fonja Malagasy Mila vahaolana maika

Nanao antso ireo fiarahamonim-pirenena misehatra amin’ny fampiroboroboana sy fiarovana ny zon’olombelona eto Madagasikara fa maika ny fanavaozana ny rafitry ny fonja eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Septambra 2020
Actualités.ANDASIBE Nisokatra tamin’ny sabotsy ny valan-javaboahary

Nisokatra tamim-pomba ofisialy nanomboka ny sabotsy teo ny valan-javaboarahin’i Mantadia ao Andasibe any amin’ny lalam-pirenena faharoa taorian’ny 5 volana nikatonany vokatry ny fiparitahan’ny valan’aretina coronavirus teto amintsika.

Hamaky ny tohiny
FTT