• Alarobia 09 Septambra 2020
Actualités.Mahajanga Vonona handray ireo mpitsidika

Miomana amin’ny fiverenana amin’ny fiainana andavanandro ny any Mahajanga amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2020
Actualités.Toetry ny andro Mila miomana dieny izao hiatrika ny fahavaratra

Rehefa fotoam-pahavaratra dia miakatra ny loto izay entin` ny riaka ary mitsikafona eny an-dalambe rehetra eny na manaraka lakan-drano na lalany ka mivarina any amin` ny toerana iva.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2020
Actualités.JIRAMA Toamasina Tratra ireo 5 lahy nangalatra

Dimy lahy no tra-tehaka nangalatra vy tao an-tokontanin'ny JIRAMA, Verrerie ao Toamasina, omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Septambra 2020
Actualités.Tale Jeneralin’ny JIRAMA Tratry ny ampamoaka goavana…

Niparitaka tao amin’ny tambajotran-tserasera nanomboka ny alatsinainy teo ny karazana ampamoaka miampanga sy mamelively ny Tale Jeneralin’ny Jirama Atoa Vonjy Andriamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Actualités.Tsarasaotra Noraisim-potsiny ilay inspektera sandoka

Mpitondra moto iray tsy nanao aroloha no nosakanan'ny Polisy avy ao amin'ny Troisième Compagnie d'Intervention tetsy Tsarasaotra ka saika tsy nety hijanona ary nilaza fa mahafantatra Polisy ka hiantso izany raha tsy avela handeha izy, hoy ny fampitam-baovaon’ny Polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Septambra 2020
Actualités.Fanafihana mpitrandraka vatosoa 8 no naiditra am-ponja eny Antanimora sy Tsiafahy

16 mianadahy no tra-tehaky ny mpitandro ny filaminana tamin’ilay raharaha fanafihana mpitrandraka vatosoa nitranga tany Vohitrarivo Ambohibary Vohilena, distrikan’Anjozorobe ny 29 Aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT