• Zoma 02 Oktobra 2020
Actualités.Ambanivohitr’Ambatondrazaka Zaza roa matin’ny Kubota nivadika

Nitrangana loza namoizana aina tany amin’ny Fokontany Andrangorina, kaominina ambanivohitra Ambohidava aratra, distrikan’Ambatondrazaka afak’omaly alarobia 30 septambra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Actualités.Anjozorobe Naolana ilay vehivavy dia nalaina an-keriny ny zanany

Mitombo hatrany ireo trangana habibiana eto amintsika. Renim-pianakaviana iray 21 taona no naolana lehilahy tsy fantatra ny 29 septambra lasa teo tany amin’ny Fokontany sy kaominina Marovazaha, distrikan’Anjozorobe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Actualités.Madagasikara sy Indonezia Hanamafy ny fiaraha-miasa amina sehatra maro

Omaly alarobia 01 oktobra 2020 Atoa Benny Yan Pieter Siahaan no nanolotra ny taratasy fankatoavana azy ho mpiraki-draharaha solontenan’ny Masoivoho Indonezianina hiasa sy honina eto amintsika tamin’ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Malagasy Atoa Tehindrazanarivelo Djacoba A.S Oliva.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Actualités.Asa fanaovan-gazety Nodimandry Raharijaona Fabiola

Misaona ny tontolon'ny fanaovan-gazety eto Madagasikara. Nindaosin'ny fahafatesana teo amin'ny faha-42 taonany Raharijaona Fabiola, fantatra amin'ny anarana fanoratana Farah Masinjanahary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Actualités.Antananarivo Renivohitra Asa indray izay hiatrehana ny fahavaratra

Raha ny fandaharana manokana nanasaina ny ben` ny tanàna Naina Andriantsitohaina tamina haino aman-jery no jerena dia tena ho paradisa I Antananarivo ato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Actualités.Fanondranana zana-tsokatra an-tsokosoko Lehilahy iray voasambotra tany Toliara

Lehilahy iray 49 taona no tratra nanondrana zana-tsokatra an-tsokosoko tany amin’ny Toliara ny 29 septambra lasa teo. Polisy avy any Ihosy no nahatratra azy io.

Hamaky ny tohiny
FTT