- Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Actualités.Ambositra Mbola tsy voatsara ny 60%-n’ireo voafonja
Velon-taraina fatratra ireo voafonja ao amin’ny fonjaben’Ambositra amin’izao. Diso tery loatra mantsy ny trano hipetrahan’izy ireo no sady efa antitra ihany koa. Raha araka ny loharanom-baovao azo mantsy dia mbola tsy voatsara ny 60%-n’izy ireo hatreto nefa ireo voasazy vaovao miditra ihany.
Hamaky ny tohiny