- Alarobia 07 Oktobra 2020
Actualités.Haino aman-jery Miverina ny antso an-telefaonina
Mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana isika, mitohy ny « réquisition » ho an’ny haino aman-jery rehetra.
Hamaky ny tohinyMbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana isika, mitohy ny « réquisition » ho an’ny haino aman-jery rehetra.
Hamaky ny tohinyMaro ny mpanao gazety manana olana amin’ny fananana ny karatra maha matihaninana izay miteraka olana amin’ny fanatanterahana ny asa, hoy ny Tale Jeneralin’ny Serasera mpisolo toerana Atoa Mamimbahoaka Fetra Niaina.
Hamaky ny tohinyEfa mihatra ny fitsipi-dalàna momba ny fikoloam-pahasalamana na CMH eo anivon’ny Kaominina Antananarivo. Efa amperin'asa ny mpijoko ireo mpivalan-drano ankalamanjana.
Hamaky ny tohinyVinavinaina mbola hahazo h]avandra ny faritra afovoan-tany vokatry ny fisian’ny rindrin-drahona any amin’ny lakandranon’i Mozambika. Matetika ny orana fidirana tsikelikely makany amin’ny fahavaratra no tahaka izany, hoy ny teknisianin’ny Météo.
Hamaky ny tohinyNitondra lafin-tsaran-javatra ho antsika teto Madagasikara ny fisian’ny fihibohana nateraky ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid 19 hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina, tale jeneralin’ny orinasa Mpitsabo Malagasy
Hamaky ny tohinyHiverina hisokatra tsy ho ela ilay toeram-pitsangatsanganana Analamanga Park any amin’ny lalam-pirenena faha-7 rehefa nikatona nandritra ny 10 taona.
Hamaky ny tohiny