• Alakamisy 08 Oktobra 2020
Actualités.Paul Rabary “Ampianaro hifehy ny tontolo manodidina azy ny zaza ”

Manoloana ny dian’ny minisiteran’ny fampianarana ankehitriny izay hita ho mizotra any amin’ny fanafoanana ny fanadinam-panjakana CEPE sy mifanandrify amin’ny tetikasa PSE an’ny fitondrana teo aloha dia naneho ny heviny ny minisitry ny fanabeazana teo aloha sady mpahay fiarahamonina, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2020
Actualités.Asa sy tetikasam-panjakana Sarona ireo mpisoloky avo lenta roa

Tra-tehaky ny Polisim-pirenena ny olona roa voalaza fa tompondaka amin’ny fisolokiana avo lenta.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Actualités.Fanaparam-pahefana Nidoboka am-ponja ny lehiben’ny fonja

Taorian’ny fanadihadian’ny Birao mahaleontena miady amin’ny kolikoly ao Mahajanga dia nidoboka am-ponja vonjimaika ny lehiben’ny fonja ao Ambatoboeny rehefa nanome baiko momba izany ny avy eo anivon’ny tribonaly misahana ny ady voalohany ao Mahajanga ny 1 oktobra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Actualités.Teny mahery anaty facebook Azo itarafana fa krizy ny Malagasy

Efa tena henjana ny fifandranitana sy fifanompana anaty tambajotra serasera “facebook” amin'izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Actualités.Morondava Lehilahy 19 taona nanolana zaza 11 taona

Mirongatra hatrany ny fanolanana zaza amam-behivavy eto amintsika. Zazavavy kely iray vao 11 taona monja indray no naolana tovolahy iray efa 19 taona tany amin’ny distrikan’i Morondava.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Actualités.Polisy ao Alasora Nahazo fanampiana amin’ny fidiran’ny mpianatra

Zanaka polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’Alasora miisa 90 no notolorana tohana fanabezana na “aide scolaire” ho fanamaivanana ny fidiran’ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
FTT