• Talata 13 Oktobra 2020
Actualités.Fisolokiana sy hosoka Karohina ny mpitantana ny Vaniala Export

Namoahan’ny Polisim-pirenena didy fampisamborana I Tilahy Fabio Marie Grazia lehilahy Mpitantana ny orinasa VANIALA EXPORT sy Mpanondrana lavanila. Fisolokiana, fampiasana hosoka (Abus de confiance, escroquerie, et faux et usage de faux)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Actualités.Fandraisana ireo Malagasy nampodiana Hotely manodidina ny 50 isa no voaomana

Mbola ao anatin’ny fahamehana ara-pasalamana hatreto isika eto Madagasikara ary toy izany ihany koa amin’ny ankapobeny ireo firenen-kafa maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Actualités.Ministeran’ny serasera sy ny OJM Miitatra ny disadisa sy ny fifandirana

Mitohy sy mihalalina ny lonilony eo amin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina (MSK) andaniny, ary ny Holafitry ny Mpanao Gazety (OJM) ankilany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Actualités.Ady amin`ny kolikoly Mila finiavana ara-politika goavana

Ny taona 2010, laharana faha-123, salanisa 29,9/100, iMadagasikara amin` ny firenena 178 amin` ny ady amin` ny kolikoly. Ankehitriny, lah.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Nahazo mpitsara roa vaovao i Mahajanga

Tontonsa omalyy tetsy amin’ny Fitsarana an-tampony ny lanonam-pitsarana manetriketrika nanaovana ny fianianan’ny lehiben’ny Tendro iraisan’ny sampan-draharaha miady amin’ny kolikoly (PAC) ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Actualités.Faritra Androy Hahazo rotsak’orana ampy

Hahazo rotsak’orana ampy ary mety ho betsaka mihoatra ny mahazatra isam-bolana aza iny faritra Androy iny hatramin’ny volana desambra,

Hamaky ny tohiny
FTT