- Alarobia 14 Oktobra 2020
Actualités.Toetr’andro Amin’ny faran’ny herinandro vao hisy orana
Tena mahazo vahana ny hafanana eto an-drenivohitra. Mahatratra hatrany amin’ny 39 °C ny maripana farany ambony indrindra raha 23 °C no farany ambany indraindray, raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.
Hamaky ny tohiny