• Alarobia 28 Oktobra 2020
Actualités.Fitoroana heloka an’habaka Azo atao no manantona zandarimaria avy hatrany

Tonga nizara ny fahaiza-manaony sy ny zavatra hitany sy ireo efa nampiharina hatrizay ny iraky ny Foibem-pibaikoana ny Zandarimaria sampana Ady amin'ny fandikan-dalàna an’habaka (Service des luttes contre la cybercriminalité)

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Oktobra 2020
Actualités.Mponina eny Ivato Mifoha amin’ny 12 ora alina haka rano

Tena mijaly rano fisotro madio ny mponina eny Ivato na dia izy aza no vavahadin’Antananarivo mifandray amin’ireo tanana manodidina. Mifoha amin’ny 12 ora alina isan’andro mantsy ny mponina mandeha milaha-drano eny amin’ny paompy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020
Actualités.Manarintsoa Atsinanana Trano 200 may kila, 700 no traboina

Nitrangana haintrano goavana teo amin'ny Fokontany Manarintsoa Atsinanana, ao anatin'ny Boriboritany voalohany ny sabotsy 24 oktobra 2020. Atoandro be nanahary no nanomboka ny afo, niainga tamina trano hazo iray noho ny fandrehetana fatana saribao tany ambony rihana raha ny fitantaran’ny mponina teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020
Actualités.Fanodikodinam-bolan’ny ORTM Nohadihadiana koa ireo talen` ny TVM sy RNM teo aloha

Raha notazomina am-ponja vonjimaika ao Antanimora nanomboka ny zoma lasa teo ny tale jeneralin` ny ORTM teo aloha, Johary Ravoajanahary, noho ny fanodinkodinam-bola tao anatin’ireny fifidianana filoham-pirenena tamin’ny 2018, izay anejehana azy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Oktobra 2020
Actualités.Tafika Anabakabaka Miampy ireo teknisiana mpikoja fiaramanidina

Notontosaina ny sabotsy 23 oktobra teo teny Ivato ny lanonana ara-miaramila, fanolorana mari-pahaizana ho an'ireo miaramila sivy mirahalahy rehefa avy nanaraka fiofanana "

Hamaky ny tohiny
FTT