Actualités

Fahatapahan-jiro tsy voafehy Miitatra hatrany ny zavatra simbainy


  • Alakamisy 03 Desambra 2020

Ankoatra ireo fitaovana fampiasa an-dakozia sy an-tokantrano efa nahazatra toy ny

 

 

vata fampangatsiahana sy fandrahoan-tsakafo ary fahitalavitra dia tsikaritra ho misy fiantraikany any amin’ireo fifandraisan-davitra toy ny tambazotran-tserasera sy aterineto koa tato ho ato ity fahatapahan-jiro tsy voafehin’ny orinasa Jiro sy rano Malagasy. Isan’ny velon-taraina manoloana izany indrindra ireo mpiasa tena misehatra amin’izy ireny na ilay antsoina hoe “freelance”. Miitatra hatrany ny zavatra simban’izay fahatapahan-jiro lava reny izay. Hatreto anefa dia mbola tsy mivoitra mazava ihany ny tena vahaolana maharitra hanafoanana izany tsy fanjariana izany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT