• Zoma 30 Oktobra 2020
Actualités.Analakely Nihotsaka ilay tranobe, olona 5 no naratra

Nitrangana fihotsahana tao amin’ny tranobe iray fampiasan’ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina tetsy amin’ny Arcade Analakely omaly alakamisy 29 oktobra 2020,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2020
Actualités.Asa fanarenana JIRAMA Fantson-drano tranainy 5,2 km no efa voasolo

Anisan’ny paikady hanalefahana ny olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo sy ny manodidina ny fanoloana ireo fantsona tranainy sy manary rano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2020
Actualités.Fisolokiana etsy sy eroa Izay taitaitra dia roboka, ny mailo tsy tratra

Olona maro no nitaraina tany Toamasina fa hoe voasoloky.Manodidina ny 85 tapitrisa ariary raha natambatambatra ny vola efa lasan’ilay mpisoloky ;

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Oktobra 2020
Actualités.Derasolo monina eny Morarano Tsy hita hatramin’izao ilay olona nandona azy

Lehilahy lehibe manodidina ny 60 taona eo ho eo antsoina hoe : Derasolo no voadonan’ny moto ny Alarobia hariva teo ka naterin’ilay nandona azy teny amin’ny hôpitaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Oktobra 2020
Actualités.67 Ha Avaratra Nirehitra tampoka ilay fiara

Fiara iray BMW X5 no nirehitra tampoka omaly atoandro teny amin’ny 67 ha avaratra raha iny avy nodiovina nosasana tsara iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Oktobra 2020
Actualités.Herinaratry ny Jirama Manimba zavatra maro

Mba tsy hilazana hoe manimba fiainam-bahoaka mihitsy dia aleo tsorina amin’ny hoe manimba zavatra maro ity tsy fahatomombanan’ny orinasa Jiro sy rano Malagasy ity.

Hamaky ny tohiny
FTT