Actualités

Ampasamadinika Hiakatra fitsarana ilay raharaha « tany mihotsaka »


  • Alakamisy 03 Desambra 2020

Hiakatra fitsarana ilay raharaha fihotsahan’ny tany etsy Ampasamadinika. Raha

 

 

tsiahivina kely mantsy ny tantara dia nitaraina teny anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra ny mponina teny an-toerana fa misy tany ahiana hihotsaka eny amin’ny faritra misy azy ireo ka ahiana hitera-doza. Efa tonga nijery izany ny sampana mpamonjy voina antony nampanantsoin’ny sampandraharaha misahana ny fanajariana ny tanàn-dehibe ilay tompon’andraikitra. Namoahana didim-pitondrana manery azy hamerina haingana izany tany izany amin’ny toerany araka izany ity farany ho fiarovana ny aim-bahoaka. Tsy nisy anefa ny fandraisan’andraikitra na dia teo aza izany antony mahatonga ny fampiakarana ny raharaha ho eny amin’ny fitsarana.

Pati 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT