- Zoma 06 Novambra 2020
Actualités.Fampivarotan-tena amin’ny internet Vehivavy 3 no tratra teny Ambatomaro
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy afa-po tamin'ny didy navoakan'ny fitsarana misahana ny ady ifanaovana amin'ny Fanjakana tamin’ny desambra 2019, izay manambara ny fahalanian'ny Ben'ny Tananan'Alasora amin'izao fotoana izao Atoa Jimmy Randriantsoa ny
Hamaky ny tohinyMirongatra sy mahazo vahana ny fanolanana eto amintsika. Zazavavy kely miisa 3 indray no naolan’ny lehilahy iray 28 taona efa manam-bady aman-janaka teny Androtrakely, Boriborintany faharoa tao anatin’ny fotoana vitsy.
Hamaky ny tohinyMireille Mialy Rakotomalala, masoivohon`i Madagasikara teo aloha tany Japon, no sady minisitry ny kolontsaina teo aloha ary isan` ireo nanorona ny fikambanana Anciens et Amis du Japon à Madagascar (AAAJM) dia hosalorana ny
Hamaky ny tohinyEfa vita tao anatin` ny asam-baomiera ny adihevitra sy fandinihana ireo fanenjehana rehetra mahakasika ireo raharaha nalefan` ny Fitsarana avo (HCJ) ka voarain` ny Antenimieram-pirenena. Hiroso amin`ny famotorana ny vaomiera manokana manao ny fanadihadiana eo anivon`ny Antenimieram-pirenena.
Hamaky ny tohinyNotontosaina omaly 03 novambra teny amin'ny Toby Ratsimandrava ny lanonana fanaovam-beloma ara-miaramila ireo jeneraly efatra mirahalahy eo anivon'ny Zandarimaria handeha hisotro ronono, dia ny jeneraly Ranaivoson Gabin, ny jeneraly Rakotomahanina Florens, ny Jeneraly Tsirivelo Nicolas ary ny jeneraly Andriamanana Maherizo.
Hamaky ny tohiny