- Alarobia 11 Novambra 2020
Actualités.Ambatondrazaka Tonga ny tanàna orange andiany faha-27
Tsy diso anjara amin’ny fahazoana ilay « village orange » ny any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka.
Hamaky ny tohinyTsy diso anjara amin’ny fahazoana ilay « village orange » ny any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka.
Hamaky ny tohinyEfa any amin’ny Fitsarana, hoy ny tale jeneralin’ny Bianco Efa any amin’ny Fitsarana mahefa ny dosia mahakasika ny « écrans plats », hoy ny Tale Jeneralin’ny Bianco Atoa Andrianirina Laza Eric Donat omaly.
Hamaky ny tohinyTovolahy iray 22 taona no naiditra am-ponja vonjimaika ao Antanimora ny 09 Novambra teo.
Hamaky ny tohinyIsan’ireo tontolo afaka nitohy tao anatin’ireny fotoan-tsarotra nolalovan’ny firenena ireny ny sehatry ny fampianarana ambony sy sehatr’asa maro. Ny fisian’ny tekinolojia vaovao eto Madagasikara no anton’ireny, hoy ny avy eo anivon’ny orinasam-pifandraisan-davitra Telma.
Hamaky ny tohinyTsy misy izay tsy mikaikaika amin`ny fivangovangoan` ny fako eto an-drenivohitra. Manamafy kosa ny eo anivon` ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) nandritra ny fidinana ifotony omaly maraina teny amin` ny
Hamaky ny tohinyManao antso tolo-bidy ny ministeran` ny toekarena sy ny vola (MEFB) ho an`ireo orinasa mpamatsy fitaovana hanavaozana sy hanampiana ny karatra Fanilo, na ilay karatra fakana solika avy amin`ny fanjakana na ny “Système de payment électronique des carburants lubrifiants” (SPECL) izay nahasolo ny “chèque carburant” (CECAL).
Hamaky ny tohiny