• Zoma 13 Novambra 2020
Actualités.Toetr’andro Miditra amin’ny vanim-potoana fahavaratra

Misy rindrin-drahona lehibe ao atsimon’ny Nosy izay manakorontana tanteraka ny atmosfera ; 𝐟𝐚𝐦𝐛𝐚𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐚𝐡𝐚𝐯𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐬𝐢𝐚𝐧’𝐢𝐳𝐚𝐧𝐲.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Actualités.Aina Cook Nifidy an’i Joe Biden

Nandatsa-bato hoan’i Joe Biden ilay Mpanakanto Malagasy mizaka ny zom-pirenena Amerikanina nandritra ny fifidianana Filoham-pirenena tany Etazonia, raha ny fanehoan-keviny tao amin’ny tambajotra Instagram.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Actualités.Naina Andriantsitohaina “Efa mandeha ny fanalana ny Easy Park”

Nanome toky ny mponin'Antananarivo aho ny handray fepetra mahakasika ny Easy Park, ary mbola mitazona izany aho ankehitriny, hoy ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Naina Andriantsitohaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Actualités.Fivarotan-tena avo lenta Tambajotra goavana no sarona tao Antsirabe

Tovovavy miisa valo ka tsy ampy taona ny iray sy ramatoa iray, izay ao anatin'ny asa mamoafady amin'ny tambazotra an'habaka (proxénétisme, pornographie,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Actualités.Kolikoly mampiteny ny moana Tsy nisy nanaraka ny baikon-dRajoelina

Vao niandoha ity Fanjakana Andry Rajoelina ity, dia nilaza fa tsy hisy ny fandeferana amin’ny fanaovana kolikoly na « tolérance zero », hoy ny Filoha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Novambra 2020
Actualités.Doro tanety Hihamafy ny sazy

Tsy azo andeferana ny fahasimbana toy izao satria ny doro tanety dia voasokajy ho heloka bevava ka sazy henjana no miandry izay tratra manao izany. Izany no tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT