Actualités

Salon 4M-Paositra Malagasy Mampahafantatra ireo tolotra sy vokatra misy


  • Zoma 18 Desambra 2020

Notontosaina omaly, 17 desambra 2020 ny lanonam-panokafana ny “Salon 4M”

 

 

izay hetsika vaovaon'ny Première ligne, tanterahina eny amin’ny Forello Expo Tanjombato. Mandray anjara feno amin'izany ny Paositra Malagasy entina mampahafantatra ireo tolotra sy vokatra misy ao aminy, hoy io Sampan-draharaha io. Ao ihany koa ny fampahafantarana ireo fivoarana ara-kajy mirindra sahaniny amin'izao fotoana izao mba ho tohana amin'ny "fampiakarana indray ny toekarena" na ny 'relance économique”. Hisy ny famelabelarana izay ho tanterahan'ny Paositra Malagasy anio 18 desambra amin'ny 10 ora maraina eny an-toerana, hoy hatrany ny fampahafantarana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT