Actualités

Fanajana fenitra sy lalàna Hotsirihana ireo orinasa mikirakira lamba sy akanjo


  • Zoma 18 Desambra 2020

Hanatanteraka fitsirihana eny amin`ny tontolo ny asa fanamboarana akanjo ny fitsirihana arak`asa (inspection de travail).

 

 

 

 “Hentitra ny fanaraha-maso hatao amin` ireo orinasa tsy miankina amin`ny sehatra fanaovana akanjo manomboka izao” raha ny nambaran` ny tale jerenalin` ny asa. Tsy mbola hiditra amin`ny fanasaziana ny fanjakana fa kosa hatomboka amin` ny fampiofanana sy fampahafantarana an` ireo tompon`orinasa sy ny mpiasa mba hitandroana ny fahadiovana eo amin`ny orinasa sy toeram-piasana ary fitaovana ampiasaina ao anatin` izao ady amin` valanaretina COVID-19 izao. Hisy ny tetikasa hijeren` ireo orinasa sy ireo sehatra fanamboarana akanjo izay karakarain ireo mpijirika asa manomboka izao. Iarahana amin`ny “Bureau international du Travail » na BIT ny fanatanterahana ny tetikasa ka faritra telo no hanatanterahana izany : Analamnga, Atsimo Andrefana ary Vakinakaratra no hanatanterahina izany. Ny alarobia teo moa no natomboka ny tetikasa ho an`ny Faritra Analamanga.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

  • JIRAMA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Misy olana ny TAC1,

  • Pr
  • Zoma 16 Oktobra 2026

Raphael Razakandrainy

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

ALASORA

  • KAOMININA
  • Zoma 16 Oktobra 2026

MIISA 6 AO AMBOHIDRATRIMO

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

Hijery ny tohiny
FTT