• Alatsinainy 16 Novambra 2020
Actualités.Fandaminana ireo tsenan’Antananarivo Ho raharaha ny an’ny ben’ny tanàna

Tsaroana ny fampanantenan’ny ben’ny tanànan’Antananarivo ankehitriny fony izy mbola nanao fampihelezan-kevitra ka tsy nisalasala nilaza hoe teneno ny ben’ny tanana raha tsy afaka ny fako.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2020
Actualités.Tany namidy tamin'ny taona 1999 Miverina ifandroritana indray

Velon-taraina ny mpividy tany iray ao Mahadera Tsaramandroso, fokontany Ankiririoka atsimo, distrikan'Antsohihy, faritr'i Sofia manoloana ny fifandroritan'izy ireo sy ny zanaky tompon'ny toerana hipetrahan'izy ireo ankehitriny teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Novambra 2020
Actualités.Maroelatra Ambatoboeny Zazavavy kely 12 taona naolana lehilahy 19 taona

Zazavavy kely iray vao 12 taona monja monina ao amin’ny Fokontany Maroelatra, kaominina ambanivohitra Ambato-Boeny no naolana lehilahy iray 19 taona, andro maromaro lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Actualités.Antananarivo renivohitra Ifanilihana ny fanesorana ny fako

Nanaitra ny nahita tamin’ny fampahalalam-baovao mpanohana fitondrana ny 12 novambra lasa teo tamina lohateny lehibe amin’ny teny vahiny adika tsotsotra hoe: “Fandraofana ny fakon’Antananarivo, fa inona no ataon’ny SAMVA?”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Actualités.Famantarana ny toetr’andro Hiditra amin’ny fahaleovantena nomerika i Madagasikara

Tsy ho ela dia hahaleotena amin’ny fitsirihana nomerika ny toetr’andro eto Madagasikara ny sampana famantarana ny toetr’andro na Meteo Malagasy, raha ny fampitam-baovao avy amin’ny fitaleavana eo anivon’ity sampana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Novambra 2020
Actualités.Fiaraha-miasa CNaPS – BOA Manamora fisotroan-dronono ho an` ireo zokiolona

Hatramin`izay tsy manan-tsafidy ireo zokiolona rehefa maka fisotroan-dronona fa dia miaritra filaharambe. Misy mihitsy no mamonjy filaharana vao maraina aza. Manoloana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT