• Talata 12 Oktobra 2021
Actualités.Fandorana taratasin-gabone nitera-doza May ny trano 15, sprinter 1, kisoa 70

Nisehoana hain-trano mahatsiravina tao amin'ny Fokontany Ankaraobato kaominina ambonivohitr’Ambatoboeny omaly tamin’ny 10ora maraina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Oktobra 2021
Actualités.Raharaha Eddy Boaderozy Hiatrika fitsarana anio ireo mpitsabo

Navoaka ny takarivan’ny sabotsy teo ny i Profesora Auberlin Rakototiana sy ny Dokotera Rakotosamimanana Jean Marie, Directeur Adjoint Technique na DAT.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Oktobra 2021
Actualités.Fitazonana ny vidin-tsolika Ananan’ireo Kaompania 47miliara Ar ny Fanjakana

Mahatratra 47 miliara Ar ny trosa ananan’ireo kaompanian-tsolika amin’ny Fanjakana noho ny resaka fitazonana ny vidin-tsolika,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Actualités.Analakely Niova endrika tanteraka ny “Zaimaika”

Samy mitaky ny fahadiovana avokoa ny ankamaroan’ny mpanara-baovao, raha vao navoaka tanaty tambazotran-tserasera ny endrika vaovaon’ny Zaimaika, tamin’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Actualités.Lavadranon’ny biraom-pokontany eny Antsahabe Misy manary trondro simba efa ho aman-taoniny

Naharay fitarainana avy amin'ireo mpiara-miasa aho fa misy manary fatin-javatra maimbo be eny Antsahamaina eo amin'ny faritry ny biraom-pokontany, fokontany Antsahabe,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Oktobra 2021
Actualités.Fifofoana aina manampahefana Nisy saika hamono i Naivo Raholdina

Saika nisy namono ny solombavambahoaka, Naivo Raholdina, ny herinandro lasa teo, raha ny fampitam-baovao voaray.

Hamaky ny tohiny
FTT