• Alarobia 17 Novambra 2021
Actualités.Fikojana ny tontolo iainana “Tokony jerena antsipiriany ny hazo hambolena”

5%n’ny karbaonina maneran-tany dia eto Madagasikara, hoy ny filoham-pirenena Malagasy nandritry ny COP 26, araka ny fampahatsiahivan’ny fikambanana Vahaolana anio sy rahampitso.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Novambra 2021
Actualités.May foana isan-taona i Ankarafantsika “Ny tsy fahafalian’ny mponina matetika no antony”

Miompana amina zavatra 3 lafy ny fandrakofana ala ho an’ny minisitera lefitra misahana izany, raha ny fanazavana tetsy Nanisana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Novambra 2021
Actualités.Andavabato Antanifotsy Potiky ny avandra ny fambolena

Potiky ny avandra ny fambolena any amin’ny Fokontany Andavabato, kaominina ambanivohitra Soamanandrariny, distrikan’ Antanifotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Novambra 2021
Actualités.Akaikin’ny Antenimierandoholona Anosikely Nahatalanjona ny mpandalo ilay omby nifatotra

Nanaitra ny mpanara-baovao ny nahita omby mahia iray nifatotra tamina andrin-jiro iray tetsy anoloan’ny fivarotam-boninkazo sy ny vavahady andrefan’ny Parking an’ny Antenimierandoholona etsy Anosikely omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Novambra 2021
Actualités.Lalam-baovao Tsarasaotra Ivato Ritra ny reniranon'i Laniera

Maina ny tany. Izay no azo amehezana ny zava-misy miha mipaka manerana an’I Madagasikara amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Novambra 2021
Actualités.Fahafatesana mpianatra mpanamory tao Antsirabe Nampahatsiahy ny toky nataon’ny Filoha ny fianakavian’ny maty

Feno 2 taona omaly, raha ny fitarainan’ny fofombadiny fahavelony, Andrianina Ravel, no nahafaty an’i Rakotoson Mamimaherimanana Andrianina, mpianatra mpanamory fiaramanidina na “ élève officier pilote”

Hamaky ny tohiny
FTT