• Talata 11 Janoary 2022
Actualités.Raharaha Madagascar Espace Ramatoa manodidina ny 50 taona no nanao kaonty fako

Kaonty Fako na “Compte Fake” mitondra ny anarana hoe “ Wella Romene” no nanaparitaka vaovao tsy marina mahakasika ny trano fandraisan-danonana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Janoary 2022
Actualités.Ray nahavanon-doza Notsindroniny antsy ny tendan-janany..

Zava-doza ity trangam-piarahamonina tao Antsirabe ity! Lehilahy iray no nahavita namono amin'ny fomba feno habibiana ny zanany naterany ary mbola nanary azy any anaty renirano avy eo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2022
Actualités.Faritra arovana eto Madagasikara Misarika ny 92%n’ny mpizahantany avy any ivelany

Tsy vao indray na in-droa no misy olom-pirenena, tambonivohitra, olona tena nianatra, tsara toerana eto amin'ny tany sy ny firenena no manontany ahy hoe "fa mba inona marina moa izany no tena tombony amin'ireo faritra arovana eto

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2022
Actualités.Harena an-kibon’ny tany Mandeha ny afera, miesona ny Praiminisitra

Mandrak’ity ny androany, tsy voatendry ny Minisitry ny harena an-kibon’ny tany taorian’ny fametraham-pialan’ny Minisitra Brice Randrianasolo ny 18 aogositra 2021 telo andro taorian’ny fanendrena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2021
Actualités.Lesoka nomarihin’ny SEG Niaro tena sy nanazava ny Lehiben’ny BNGRC

Isan’ny nanaovan’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (SEG) Jeneraly Serge Gellé fanamarihana ny BNGRC (Biraom-pirenena momba ny fitantanana ny loza sy ny tandindonin-doza)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2021
Actualités.Minisitry ny jono Tsy nahomby ny tetika hanosehana azy hiala…

“Sarotra izany hametra-pialana amin’ny adidy sy andraikitra nankinin’olona taminao izany. Fifandresen-dahatra no natao. Isaorana ny Filoha sy ny Praiminisitra sy ny Praiminisitra hoe:

Hamaky ny tohiny
FTT