Actualités

Mananara avaratra Tratra teo am-panolanana vehivavy ilay lehilahy


  • Alarobia 06 Aprily 2022

Lehilahy iray malaza ratsy amin’ny fanolanana vehivavy any amin’ny distrikan’i Mananara Avaratra no saron’ny mpitandro ny filaminana tao Antanatemoro, Fokontany Tampolo afak’omaly alatsinainy 04 Aprily.

40 taona io lehilahy io ary tokony ho tamin’ny 07 ora hariva no nahatrarana azy. Raha tsiahivina kely dia niditra an-keriny tao amin’ny tokantranon’ilay vehivavy 31 taona nametraka fitarainana io lehilahy io ary nikasa hanao bontolo hanolana. Niantso vonjy anefa ilay ramatoa; nanampy avy hatrany ireo manodidina raha vantany vao nahare izany ka voadidina ny trano nisy azy ary tamin’izay fotoana izay no tonga ny Polisy naka azy. Ilay ramatoa saika niharan’ny fanolanana kosa nalefa nanaraka fitsaboana any amin’ny hopitaly Mananara noho ny ratra sy vono nahazo azy .
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT