Actualités

Mpanao gazety Ony Rambelo Marary mafy, mangataka tolo-tanana


  • Alakamisy 07 Aprily 2022

Mandalo olana ara-pahasalamana goavana ny namana mpanao gazety Ony Rambelo no sady mpanentana fandaharana iray tao amin'ny RDJ.

Raha tratran'ny aretin'ny fahatapahan'ny lalan-dra any amin'ny ati-doha mantsy izy volana maromaro lasa izay dia vao mainka nihombo izany aretiny izany raha ny loharanom-baovao azo. Voatery naiditra hopitaly ao amin'ny Hjra Ampefiloha ny tenany araka izany ary fantatra fa handalo fandidiana mihitsy. Mangataka tolo-tanana amintsika rehetra araka izany izy sy ny fianakaviany. Anisan'ny laharam-pinday hahazoana azy ny 0340255424. Marihina moa fa efa mpanao gazety tamin'ny radio sy gazety an-tsoratra maromaro teto amintsika ny namana Ony Rambelo.

Pati
Legende : Ny namana Ony Rambelo !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT