• Alarobia 19 Janoary 2022
Actualités.Olan’ny kitapom-bolam-panjakana Orinasa tsy miankina 400 no hanentsina ny banga ?

Orinasa tsy miankina 400 no tadiavin'ny fitondrana hanentsina ny banga amin'ny volam-panjakana, araka ny fanehoan-kevitr’i Patrick Raharimanana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2022
Actualités.Trafikana volamena Malagasy iray sy Arabo iray no atidoha

Noho ny antony ara-penitra ara-pahasalamana dia omaly ny minisitry ny fitsarana, Imbiki Herilaza, vao afaka nanao ny tatitra momba ny diany tatsy Kaomoro ho famerenana eto an-tanindrazana ireo malagasy miisa roa voarohirohy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2022
Actualités.Jeneraly Herilanto Raveloharison Nodimandry teo amin’ny faha 64 taonany

Nodimandry omaly maraina ny général de corps d'armée, Herilanto Raveloharison, rehefa nivahiny 64 taona teto an-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Janoary 2022
Actualités.Antenimierandoholona Nodimandry ny loholona Eongobelo Jean Marcel

Nodimandry omaly alahady 16 janoary 2022 ny loholon'i Madagasikara lany tao amin'ny Faritanin'i Toliara, Andriamatoa EONGOBELO Jean Marcel.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Janoary 2022
Actualités.Roby Alphonse efa nogadraina in-dimy “Saika hovonoina tao Tsiafahy noho ny ady aho”

“Resaka tany efa vita ny raharaha Belambo any Toamasina II, fa mivadika ho habibiana. Misy tany 148 Ha niadiavan’ny vahoaka tamin-dRtoa Ranoromalala.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Janoary 2022
Actualités.Trafika tany Kaomoro Ny olona tafody, fa ny volamena tavela

Tonga omaly tamin’ny 8ora sy sasany maraina teto an-tanindrazana niaraka tamin’ireo iraka ara-panjakana nankany Kaomoro ireo roalahy isan’ny voasambotra tamin’ny fahatrarana volamena 49 kg tany amin’ny Nosy Kaomoro ny 28 desambra 2021 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT