• Alakamisy 03 Febroary 2022
Actualités.Trafikana volamena “Ny mpitondra mifandimby no manao azy”

Ny taona 2010 no namolavolana ny vina mitondra ny lohateny hoe “Madagascar le changement”. Mpikamban’ny filankevitra ambonin’ny tetezamita miisa 135 amin’ireo 150,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Actualités.Rivodoza BATSIRAI Isan’ireo mahery vaika tato anatin’ny 30 taona

Tany amin’ny 840 km antsinanan’Ambila Lemaitso no nisy ny foiben’ilay rivodoza BATSIRAI omaly tamin’ny 3ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Actualités.Befandriana avaratra Tratra ireo mpangalatra soliky ny JIRAMA

Nandritry ny fisafoana ny làlam-pirenena faha 32 mampitohy ny distrikan’i Befandriana Avaratra sy Mandritsara izay notarihin'i ZFK1 Ramanamitsiry Rolland, CB PVT Bde Befandriana Avaratra ny 1 febroary 2022,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Febroary 2022
Actualités.Minisitry ny fiarovana Lasa hanao inona any Russie ?

Misy ny loharanom-vaovao milaza amin'izao fotoana izao fa lasa any Russie ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena Jeneraly Rakotonirina Richard.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Actualités.Hiditra an-tanety amin’ny sabotsy Tena mahery vaika ny rivodoza Batsirai

Tany amin’ny 1 157 km atsinanan’i Sainte Marie no nisy ny foiben’ilay rivodoza Batsirai omaly tamin’ny 03 ora tolak’andro. Niakatra ho 150 km/ora ny rivotra miaraka aminy izay arahina tafiotra 210 km/h. Mikisaka miakandrefana somary atsimo-andrefana izy ka mahafaka 18 km/ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Febroary 2022
Actualités.Famahana ny olan’ny Jirama Efa tafiakatra 22MW ny vokatra ao Andekaleka

Isan’ny orinasam-panjakana misedra olana hatrany ny orinasa Jirama, ary tototry ny kiana mavaivay. Nisy ny fanovanam-pitantanana ny 13 oktobra 2021 ka nanesorana ny Tale Jeneraly,

Hamaky ny tohiny
FTT