• Alarobia 23 Febroary 2022
Actualités.13 ha eny Alasora lasan'ny vahiny Tsy manaiky lembenana ireo tompon-tany

Tany mirefy 13 ha eo ao amin’ny kaominina Alasora no bodoin’ny orinasa vahiny malaza iray, hoy ny fitarainan’ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2022
Actualités.Fahasahiranan’ny Jirama Toamasina Nampindrana gropy lehibe 2 i Ambatovy

Nampindrana milina mpihary herinaratra na « groupe électrogène » roa ny Jirama ao Toamasina ny orinasa Ambatovy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2022
Actualités.Hita ny marimaritra iraisana Hiverina hiasa ireo vaditany

Hiverina handray ny asany avokoa ireo vaditany rehetra manomboka anio talata 22 febroary ireo raha nisy ny fifampidihina niarahan’ny birao holafitra nasionaly sy ny minisiteran’ny fitsarana manoloana ny fitakian’ireo vaditany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2022
Actualités.Fandalovan’ny rivodoza Emnati Fokontany maro eto an-drenivohitra no tsy maintsy dibo-drano

Mampitainana ireo mponina izay mipetraka amin’ny toerana iva eto an-drenivohitra rehefa milatsaka ny orana indrindra amin’izao fandalovan’ny rivo-doza Emnatiny fiakaran’ny rano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Febroary 2022
Actualités.Fiatrehana ny rivodza Emnati Miantso fiaraha-mientana ny Croix-Rouge

Manetsika ekipa maro ny Croix-Rouge mba hisorohana ny havesatry ny fiantraikan’ny rivodoza Emnati, araka ny fampitam-baovao niainga avy eto Antananarivo, Nairobi, ary Génève omaly 21 febroary 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Febroary 2022
Actualités.Toetry ny andro Mitombo hery hatrany ilay rivodoza Emnati

Tany amin’ny manodidina ny 657 km atsinanana somary avaratra-atsinanan’i Toamasina ny ny foiben’ny rivodoza Emnati omaly alahady 20 febroary tamin’ny 4ora tolalandro.

Hamaky ny tohiny
FTT