Actualités

Rangahy nifoka rongony be loatra Ny zanany vavy ihany no naolany


  • Talata 17 Mey 2022

Tena mampidi-doza ny fifohana rongony. Rangahy iray 35 taona no nahavita nanolana ny zanany vavy naterany vokatr’izany tany amin’ny faritra Betsiboka.

Nisara- panambadiana ity lehilahy ity ary niara-nipetraka tamina vehivavy hafa sy ny zanany vavy 08 taona. Nanamparany ny filan-dratsiny tao anefa ilay zanany vavy ka ny manodidina no niantso Polisy. Nisambotra azy avy hatrany ny mpitandro ny filaminana taorian’izany. Rehefa natao ny fanadihadiana dia voaporofo fa niharan'ny fanolanana tokoa ilay zanany vavy ary fantatra ihany koa fa mpifoka rongony gaigilahy ny rain'ilay zaza . Tsy hita eny ivelany moa ny mpifoka rongony. Ny fihetsika hataony sy ny fofona avy aminy amin’ny ankapobeny no tena hahalalana azy ireny ankoatra ny fahitany ny zavatra mifanohitra amin’ny fahitan’ny maro raha araka ny fanazavan’ny mana-pahaizana.
Pati
Legende : Ity ilay Rangahy nahavanon-doza
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

  • Hentitra ny PRRM
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Atsaharo ny kolikoly, mankahery

  • Kolikoly
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

amin'ny asam-panjakàna

  • MAHAVELONA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

FOULPOINTE

  • HAINTRANO
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

GOAVANA TAO ANOSIBE AN’ALA

Hijery ny tohiny
FTT