• Alatsinainy 07 Martsa 2022
Actualités.Toetry ny andro Miala any indray ny rivodoza

Efa nandrivotra be ny teto Antananarivo nanomboka omaly hariva. Miha manakaiky hatrany an’i Madagasikara ilay andro ratsy miforona any amin’ny ranomasimbe Indianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2022
Actualités.Ambohimahasoa Zaza 5 taona, hita faty tao ambany tetezana

Tsy mitsahatra mamono olona ny rano eto amintsika. Vao niandoha ity volana martsa ity dia zaza mianadahy no lasan’ny rano rehefa avy nirava nianatra ary namono ny ainy avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Actualités.Goragora ny fampiharana lalàna Feno eny an-tsena indray ny akanjo “vert armée”

Miparitaka be eny an-tsena indray amin’izao ireny karazan’akanjo mitovy amin’ny fanamiana miaramila ireny na ny vert armée.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2022
Actualités.Fiatrehana ny fiovaovan’ny toetr’andro Marefo indrindra i Madagasikara

Mena avokoa ankehitriny ny tondro mikasika ny fiovaovan’ny toetr’andro raha ny tatitra andiany faha 6 voaray teo anivon’ny fivondronan’ireo manam-pahaizana iraisampirenena momba ny fivoaran’ny toetr’andro na GIEC.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Actualités.Ahiahina kolikoly avo lenta Omby 439 natao "fourrière" no tsy hita popoka

Miteraka savorovoro eo amin’ireo mpiompy ao Bongolava ankehitriny ireo omby 439 isa izay notazomina "fourrière " tao Andranomadio ka nanjavona Tsy hita satria voalaza fa navoaka tamin’ny alalan’ny "procuration ".

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2022
Actualités.Antananarivo isaky ny fahavaratra Efa tena tsy voafehy intsony ny rano

Hita ho tsy ahavaha olana intsony ny tatatra marivo tsy misy afa-tsy alalina 1 metatra maheru kely io, rehefa mandinika ny rano tondraka eto Antananarivo isaky ny misy rotsak’orana na dia kely aza.

Hamaky ny tohiny
FTT