- Alarobia 30 Martsa 2022
Actualités.Mahajanga Ila-tongotra vehivavy, hita teny amoron-dranomasina
Ila-tongotra vehivavy iray no hitan'ny fokonolona teny amoron-dranomasina tao Mahajanga omaly talata 29 martsa.
Hamaky ny tohinyIla-tongotra vehivavy iray no hitan'ny fokonolona teny amoron-dranomasina tao Mahajanga omaly talata 29 martsa.
Hamaky ny tohinyNiverina mampikolay indray ny delestazy eto Antananarivo sy ny manodidina. Tena mampiteny ny moana! Ambanilalana Itaosy izao nanomboka tamin'ny zoma hariva no tapaka ny jiro,
Hamaky ny tohinyManomboka tezitra sy mampiaka-peo amin’ny fomba fitantanana ara-bola ao amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) amin’ny alalan’ny fampidirana ilay orinasa SMGD (Société Municipale de Gestion Digitale) ireo mpiasan’ny Kaominina Antananarivo.
Hamaky ny tohinyMpianatra maromaro manovo fahalalana eo anivon’ny kolejy sacré coeur Toliara I no tratran'ny ambalavelona omaly ny maraina , raha araka ny loharanom-baovao azo.
Hamaky ny tohinyLehilahy roa 28 sy 32 taona no voatery nosamborina tany amin’ny Faritra Boeny afak’omaly ny 22 martsa. Resaka fisolokiana sy fivarotana entan’olona tsy nahazoana alalana no antony nisamborana ny iray,
Hamaky ny tohinyHerintaona mahery izay no nanapahan’ny Fanjakana ny fahafahan’ny fahitalavitra MBS mandeha amin’ny satelita : Canal+, Startimes, ary ny Parabole,…
Hamaky ny tohiny