• Talata 12 Aprily 2022
Actualités.Mangatsiaka mafy ny andro Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny manasara-taona isika

Tena efa mikaikaika amin’ny hirifirin’ny hatsiaka sahady ireo mponina eto an-drenivohitra amin’izao. Betsaka ireo efa mieritreritra fa tafiditra ato anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2022
Actualités.Fahafatesana mampiahiahy Hofongarina indray ny razan’ilay zazavavy kely

Voatery tsy maintsy ho fongarina indray ny nofo mangatsiakan’ilay zazavavy kely vao 05 taona monja maty tamin'ny fomba mampiahiahy tamin'ny 25 martsa lasa teo tany amin’ny distrikan’i Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2022
Actualités.Antananarivo Renivohitra Tafiakatra avo 4 heny fahalotoan’ny rivotra

Natokana hankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana ny omaly 07 aprily 2022. Noho ny tontolo iainana izay mifamatotra mandrakariva amin’ny fahasalamana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2022
Actualités.Tale Jeneralin’ny CNaPS Notendrena ho mpisolo toerana i Tsaboto Joslina

Voatendry ho tale Jeneraly vonjimaikan’ny CNaPS (Caisse Nationale de Prévoyance Sociale) indray rtoa Tsaboto Joslina Fridoline, araka ny tapaka tao anatin’ny Filankevitry ny minisitra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2022
Actualités.Mpanao gazety Ony Rambelo Marary mafy, mangataka tolo-tanana

Mandalo olana ara-pahasalamana goavana ny namana mpanao gazety Ony Rambelo no sady mpanentana fandaharana iray tao amin'ny RDJ.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Aprily 2022
Actualités.Antananarivo Renivohitra Ny tsy fahampian’ny fitaovana no mampivangongo ny fako

Tsy misy toerana izay tsy ahitana fako mivangongo eto Antananarivo renivohitra amin’izao. Ho any eny Andravoahangy eny dia saroman’ireo mpivarotra taratasy sy sachet plastika

Hamaky ny tohiny
FTT