• Talata 19 Aprily 2022
Actualités.Bealanana Omena 200.000 Ar izay mahatratra ireo namotika ny Ceg

Nisy namotika ny Sabotsy hifoha alahadin'ny Paska teo ny Ceg manara-penitra ao Ambodiampana, distrikan'i Bealanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aprily 2022
Actualités.Ministeran’ny rano sy ny JIRAMA “Zava-dehibe amin’ny fahazoana rano ny fambolen-kazo”

« Fambolen-kazo, fanarenana ny loharano, antoky ny fiveloman'ny mponina ». Io no lohahevitra ho fiaraha-mientana nosafidian’ny fitondram-panjakana amin'izao taom-pambolen-kazo 2022 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Aprily 2022
Actualités.Zava-doza tany Toamasina Nongotana ny sofina sy maso ary ny maha lehilahy ilay zaza

Zazalahy kely iray vao 9 taona monja no fantatra fa nanjavona rehefa nilalao teo an-tokontany tany Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Aprily 2022
Actualités.Jessica mpanotra Nodimandry omaly rehefa avy notsaboina

Nodimandry omaly Alakamisy maraina i Jessica mpanotra rehefa niala nenina teny amin’ny hopitaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2022
Actualités.Fiarovana ny alan Ankerana Hiara kiasa i Ambatovy sy ny Conservation international

Notanterahan Ambatovy sy ny Conservation International ny 11 aprily 2022 tao Antananarivo ny fanaovan tsonia ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aprily 2022
Actualités.Tale Jeneralin’ny ONE Nisy nitory eny amin’ny PAC sy BIANCO

Nitrangana korontana sy fifamaliana teo amin’ny samy mpiasan’ny ONE na ny Ofisim-pirenena momba ny tontolo iainana ny zoma 08 aprily lasa teo nandritra ny fifanakalozana resaka taorian’ny fahataperan’ny lahadiiky ny fivoriaben’ny sosialy ONE.

Hamaky ny tohiny
FTT