• Alakamisy 21 Aprily 2022
Actualités.Manao antsoavo ny ben’ny tanàna “Tokony mba hanana Hotel de ville i Ambositra”

Azo lazaina ho tratra ny 60%n’ny vina ao amin’ny kaominin’andrenivohitr’Ambositra, hoy ny ben’ny tanàna ao an-toerana, Fomendraza Haingo Elizeth, na teo aza ny krizy ara-pahasalamana nandalo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2022
Actualités.Fisolokiana vovo-bolamena Mpivady avy any Fianarantsoa, tratra teny Anosizato

Tovolahy sy vehivavy iray no voasambotry ny Polisy avy ao amin’ny SUT Tsaralalana tamin’ny 18 aprily lasa teo teny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Aprily 2022
Actualités.Tolo-tanana ho an-dRambelo Hitohy hatramin’ny zoma ho avy izao

Mbola ao anatin’ny tsy fahasalamana tanteraka ny namana mpanao gazety Ony Rambelo. Raha araka ny fantatra dia mahatsiaro tena izy indraindray nefa tsy mahatsiaro tena tampoka ihany koa indraindray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2022
Actualités.Mpanao gazety Ony Rambelo Efa mihatsara ny fahasalamany, mitohy tolo-tanana

Taorian’ny fandidiana natao tamin’ny lohan’ny mpanao gazety Ony Rambelo vokatry ny fahatapahan’ny lalan-dra nihatra taminy dia fantatra fa efa mihatsara ny fahasalamany ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2022
Actualités.Fitarainana momba ny fanolanana “Manjavona eny anivon’ny zandarimaria”

Ny vatana, saina, fanahy maha olona no zimbazimbaina sy ratraina rehefa misy fanolanana, hoy ireo fikambanam-behivavy maro mivondrona hanohitra ny fanolanana sy ny fanao mamoafady, nanao antsoavo tetsy amin’ny hotely

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aprily 2022
Actualités.Fetin’ny paska Olona 45 no nosamborin’ny polisy

Miisa 1.415 ireo polisy nitandro ny filaminana ary nahetsika nandritra ny herinandron’ ny paska lasa teo. Miisa 181 araka izany ireo olona voasambotra tao anatin’ny herinandro raha ny Antananarivo manokana no jerena.

Hamaky ny tohiny
FTT