Actualités

Lalam-baovao Tsarasaotra Handrodana ireo trano miorina tsy ara-dalàna ny fanjakana


  • Zoma 15 Jolay 2022

Betsaka ireo olona manao fanorenana tsy ara-dalana hatramin’ny nisian’ny lalam-baovao eny Tsarasaotra miazo an’Ivato iny.

Trano ny ankamaroan’izany izay hita sy tsapa taorian’ny fitsirihana nataon’ny Fitondram-panjakana. Nampitandrina sy nampahafantatra ny lalana ary ireto farany omaly fa tsy azo hatao ny manorina foto-drafitrasa fahatany eo akaikin’ny foto-drafitrasa goavambe tahaka ireny indrindra fa ny lalana. 5 metatra miala ny arabe mantsy vao azo hanorenana trano raha tsy maintsy hatao izany, lalana velona misy eto amin’ny tany sy ny firenena. Miantso ny rehetra mba tsy hanaotao foana araka izany ny Fitondram-panjakana indrindra amin’ny fanorenana tsy ara-dalàna hisorohana ny mety hisian’ny fandravana tampoka. Hiroso amin’ny fandravana mantsy ny Fitondram-panjakana ato ho ato ho an’ireo mafy loha na minia manampin-tsofina.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT